1 Mpanjaka 11:28 MG1865

28 ary Jeroboama dia lehilahy mahay; koa nony hitan'i Solomona fa zatovo mahavita raharaha izy, dia nataony mpifehy ny taranak'i Josefa tamin'ny fanompoany rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:28 amin'ny teny manodidina.