29 Ary tamin'izany andro izany, raha nivoa: ka avy tany Jerosalema Jeroboama, dia nahita azy teny an-dalana Ahia Silonita mpaminany; ary Ahia nitafy lamba vaovao, ary izy roa lahy ihany no tany an-tsaha.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11
Jereo 1 Mpanjaka 11:29 amin'ny teny manodidina.