8 Ary toy izany koa no nataony ho an'izay vadiny hafa firenena rehetra, izay nandoro ditin-kazo manitra sy namono zavatra hatao fanatitra ho an'ny andriamaniny.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11
Jereo 1 Mpanjaka 11:8 amin'ny teny manodidina.