1 Mpanjaka 11:9 MG1865

9 Ary Jehovah tezitra tamin'i Solomona noho ny nivilian'ny fony niala tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay efa niseho taminy indroa

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 11

Jereo 1 Mpanjaka 11:9 amin'ny teny manodidina.