1 Mpanjaka 12:20 MG1865

20 Ary rehefa ren'ny Isiraely rehetra fa efa tafaverina indray Jeroboama, dia naniraka naka azy ho ao amin'ny fivoriana izy ka nampanjaka azy tamin'ny Isiraely rehetra; dia tsy nisy nanaraka ny taranak'i Davida afa-tsy ny firenen'i Joda ihany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 12

Jereo 1 Mpanjaka 12:20 amin'ny teny manodidina.