1 Mpanjaka 12:21 MG1865

21 Ary nony tonga tany Jerosalema Rehoboama, dia novoriny ny taranak'i Joda rehetra mbamin'ny firenen'i Benjamina, dia miaramila valo alina amby iray hetsy voafantina, hiady amin'ny taranak'Isiraely hampody ny fanjakana indray ho an-dRehoboama, zanak'i Solomona.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 12

Jereo 1 Mpanjaka 12:21 amin'ny teny manodidina.