1 Mpanjaka 12:25 MG1865

25 Ary Jeroboama dia nanamboatra an'i Sekema any amin'ny tany havoan'i Efraima ka nonina tao; ary raha avy tao izy, dia nanamboatra an'i Pehoela koa.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 12

Jereo 1 Mpanjaka 12:25 amin'ny teny manodidina.