1 Mpanjaka 12:26 MG1865

26 Ary Jeroboama nanao anakampo hoe: Izao ny fanjakana dia hody amin'ny taranak'i Davida ihany;

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 12

Jereo 1 Mpanjaka 12:26 amin'ny teny manodidina.