24 Ary nony nandeha izy, dia nisy liona nifanena taminy teny andalana ka nahafaty azy; ary ny fatiny dia niampatra teo an-dalana, ary ny boriky nijanona teo anilany, ary ny liona koa nijanona teo anilan'ny faty.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13
Jereo 1 Mpanjaka 13:24 amin'ny teny manodidina.