1 Mpanjaka 13:25 MG1865

25 Ary, indreo nisy olona nandalo ka nahita ny faty niampatra teo an-dalana sy ny liona nijanona teo anilan'ny faty, dia lasa nandeha ireo ka nilaza izany tany an-tanàna izay nitoeran'ilay mpaminany antitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 13

Jereo 1 Mpanjaka 13:25 amin'ny teny manodidina.