1 Mpanjaka 15:12 MG1865

12 Fa nesoriny tamin'ny tany ny olona izay nanolotena hijangajanga ho fanompoan-tsampy, sady nariany ny sampy rehetra izay nataon-drainy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 15

Jereo 1 Mpanjaka 15:12 amin'ny teny manodidina.