1 Mpanjaka 15:13 MG1865

13 Ary na dia Imaka reniny aza dia naetriny tsy ho andriambavy, satria efa nanao sampy ho an'ny Aseraha; ary Asa nikapa ny sampiny ka nandoro azy tao an-dohasahan-driaka Kidrona.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 15

Jereo 1 Mpanjaka 15:13 amin'ny teny manodidina.