1 Mpanjaka 15:23 MG1865

23 Ary ny tantaran'i Asa sisa rehetra sy ny heriny rehetra mbamin'izay rehetra nataony ary ny tanàna izay nataony, tsy voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Joda va izany? Nefa kosa tamin'ny andro fahanterany dia narary tamin'ny tongony izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 15

Jereo 1 Mpanjaka 15:23 amin'ny teny manodidina.