1 Mpanjaka 15:24 MG1865

24 Ary lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Josafata zanany no nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 15

Jereo 1 Mpanjaka 15:24 amin'ny teny manodidina.