1 Mpanjaka 16:2 MG1865

2 Satria nasandratro avy tamin'ny vovoka ianao ka notendreko ho mpanapaka ny Isiraely oloko; nefa kosa nandeha tamin'ny lalan'i Jeroboama ihany ianao ary nampanota ny Isiraely oloko ka nampahatezitra Ahy tamin'ny fahotany,

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 16

Jereo 1 Mpanjaka 16:2 amin'ny teny manodidina.