1 Mpanjaka 18:24 MG1865

24 Ary miantsoa ny anaran'ny andriamanitrareo ianareo, ary izaho kosa hiantso ny anaran'i Jehovah; koa Izay Andriamanitra mamaly amin'ny afo, dia aoka Izy no ho Andriamanitra. Ary ny olona rehetra namaly hoe: Marina izany teny izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 18

Jereo 1 Mpanjaka 18:24 amin'ny teny manodidina.