1 Mpanjaka 18:25 MG1865

25 Ary hoy Elia tamin'ireo mpaminanin'i Bala: Mifidiana vantotr'ombilahy iray ho anareo, ka dia manamboara aloha ianareo, satria ianareo no maro; ary miantsoa ny anaran'ny andriamanitrareo, nefa aza asiana afo ao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 18

Jereo 1 Mpanjaka 18:25 amin'ny teny manodidina.