1 Mpanjaka 18:38 MG1865

38 Dia latsaka ny afon'i Jehovah ka nandevona ny fanatitra dorana sy ny kitay hazo sy ny vato ary ny vovoka sady nandritra ny rano tao amin'ny hady kely.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 18

Jereo 1 Mpanjaka 18:38 amin'ny teny manodidina.