1 Mpanjaka 18:39 MG1865

39 Ary raha nahita izany ny olona rehetra, dia niankohoka ka nanao hoe: Jehovah, Izy no Andriamanitra; Jehovah, Izy no Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 18

Jereo 1 Mpanjaka 18:39 amin'ny teny manodidina.