1 Mpanjaka 2:41 MG1865

41 Ary nambara tamin'i Solomona ny nialan'i Simey tany Jerosalema hankany Gata sy ny niveranany indray.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2

Jereo 1 Mpanjaka 2:41 amin'ny teny manodidina.