1 Mpanjaka 2:42 MG1865

42 Ary ny mpanjaka naniraka naka an'i Simey ka nanao taminy hoe: Tsy efa nampianiana anao tamin'i Jehovah va aho ka nilaza taminao marimarina hoe: Aoka ho fantatrao marina fa amin'izay andro hivoahanao sy handehananao na ho aiza na ho aiza akory dia hatao maty tokoa ianao? Ary hoy ianao tamiko: Tsara izany teny reko any.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 2

Jereo 1 Mpanjaka 2:42 amin'ny teny manodidina.