35 Ary nisy lehilahy anankiray, zanaky ny mpaminany, niteny tamin'ny namany araka ny tenin'i Jehovah ka nanao hoe: Masìna ianao asio aho. Fa tsy nety namely azy ilay lehilahy.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20
Jereo 1 Mpanjaka 20:35 amin'ny teny manodidina.