1 Mpanjaka 20:36 MG1865

36 Dia hoy izy taminy: Satria ianao tsy nihaino ny feon'i Jehovah, indro, fa raha vao miala amiko eto ianao, dia hisy liona hamono anao. Ary raha vao niala teo aminy izy, dia hitan'ny liona ka novonoiny.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 20

Jereo 1 Mpanjaka 20:36 amin'ny teny manodidina.