1 Mpanjaka 3:13 MG1865

13 Ary na izay tsy nangatahinao aza dia efa nomeko anao koa, dia harena sy voninahitra, ka tsy hisy mpanjaka tahaka anao amin'ny andronao rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 3

Jereo 1 Mpanjaka 3:13 amin'ny teny manodidina.