1 Mpanjaka 3:14 MG1865

14 Ary raha handeha amin'ny lalako ianao ka hitandrina ny lalàko sy ny didiko tahaka ny nandehanan'i Davida rainao, dia hataoko ho ela velona ianao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 3

Jereo 1 Mpanjaka 3:14 amin'ny teny manodidina.