1 Mpanjaka 3:15 MG1865

15 Ary dia nahatsiaro Solomona, ka indro fa nofy izany. Ary nony tonga tany Jerosalema izy, dia nitsangana teo anoloan'ny fiaran'ny faneken'i Jehovah ka nanatitra fanatitra odorana sy fanati-pihavanana, ary dia nanao fanasana ho an'ny mpanompony rehetra izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 3

Jereo 1 Mpanjaka 3:15 amin'ny teny manodidina.