23 Ary hoy ny mpanjaka: Ny anankiray manao hoe: Ity velona no zanako. ary ny maty no zanakao; ary hoy kosa ny anankiray: Tsia, fa ny maty no zanakao, ary ny velona no zanako.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 3
Jereo 1 Mpanjaka 3:23 amin'ny teny manodidina.