1 Mpanjaka 3:24 MG1865

24 Koa itondray sabatra aho, hoy ny mpanjaka. Ary nentiny ny sabatra ho eo anatrehan'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 3

Jereo 1 Mpanjaka 3:24 amin'ny teny manodidina.