1 Mpanjaka 7:2 MG1865

2 Fa nanao ilay trano Alan'i Libanona izy: zato hakiho ny lavany, dimam-polo hakiho ny sakany, ary telo-polo hakiho ny hahavony, teo ambonin'ny andry sedera efatra andalana mbamin'ny sedera rairainy teo ambonin'ny andry.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:2 amin'ny teny manodidina.