1 Mpanjaka 7:3 MG1865

3 Ary ireo efi-trano teo ambonin'ny andry notafoany hazo sedera; ary ny isany dia dimy ambin'ny folo isan'andalana, ka dimy amby efa-polo izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7

Jereo 1 Mpanjaka 7:3 amin'ny teny manodidina.