20 ary ny kapitaly teo an-tampon'ny andry roa dia teo ambony koa, teo akaikin'ny kibony izay anatin'ny harato; ary nisy sarin'ampongabendanitra roan-jato nifanandalana nanodidina ny kapitaly avy.
Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 7
Jereo 1 Mpanjaka 7:20 amin'ny teny manodidina.