1 Mpanjaka 8:52 MG1865

52 mba hihiratan'ny masonao amin'ny fifonan'ny mpanomponao sy ny fifonan'ny Isiraely olonao hihaino azy amin'izay rehetra iantsoany Anao.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:52 amin'ny teny manodidina.