1 Mpanjaka 8:63 MG1865

63 Ary Solomona namono zavatra hatao fanati-pihavanana, Izay nateriny ho an'i Jehovah, dia omby roa arivo amby roa alina sy ondry aman'osy roa alina amby iray hetsy. Toy izany no nitokanan'ny mpanjaka sy ny Zanak'Isiraely rehetra ny tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Mpanjaka 8

Jereo 1 Mpanjaka 8:63 amin'ny teny manodidina.