1 Samoela 20:8 MG1865

8 Koa mamindrà fo amin'ny mpanomponao; fa nampanaovinao ny faneken'i Jehovah aminao ny mpanomponao; nefa raha manankeloka aho, dia aoka ianao ihany no hahafaty ahy, fa nahoana no ho entinao any amin'ny rainao aho?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:8 amin'ny teny manodidina.