1 Samoela 20:9 MG1865

9 Fa hoy Jonatana: Sanatria raha hahazo anao izany! Fa raha fantatro tokoa fa misy ratsy ifofoan'ikaky anao, dia hambarako aminao mihitsy izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:9 amin'ny teny manodidina.