6 Ary ren'i Saoly fa hita Davida sy ny olona nanaraka azy (nipetraka tao Gibea teo ambanin'ny hazo tamariska teo an-kavoana Saoly tamin'izay, sady nisy lefona teny an-tànany, ary ny mpanompony rehetra nitsangana teo anoloany),
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 22
Jereo 1 Samoela 22:6 amin'ny teny manodidina.