1 Samoela 26:23 MG1865

23 Ny lehilahy izay nanoloran'i Jehovah anao teo an-tànany androany dia hovaliany araka ny fahitsiany sy ny fahamarinany, fa tsy nety naninjitra ny tanako hamely ny voahosotr'i Jehovah aho.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 26

Jereo 1 Samoela 26:23 amin'ny teny manodidina.