1 Samoela 26:24

Malagasy Bible

24Ary, indro, fa tahaka ny nanaovako ny aina ho lehibe androany no mba hanaovan'i Jehovah ny aiko ho lehibe kosa ka hanafahany ahy amin'ny fahoriana rehetra.

1 Samoela 26:24 — MG1865