1 Samoela 26:25 MG1865

25 Ary hoy Saoly tamin'i Davida: Hotahina anie ianao, ry Davida zanako; hanao dia hanao ianao sady hahatontosa. Dia lasa Davida, fa Saoly kosa nitodi-doha hiverina.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 26

Jereo 1 Samoela 26:25 amin'ny teny manodidina.