1 Samoela 27:1 MG1865

1 Ary Davida nanao anakampo hoe; Mbola ho fatin'ny tànan'i Saoly ihany aho indray androany; tsy misy mahasoa ahy afa-tsy ny mandositra haingana any amin'ny tanin'ny Filistina, dia hamoy ahy Saoly ka tsy hitady ahy eran'ny tanin'ny Isiraely intsony, dia ho afaka amin'ny tànany aho.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 27

Jereo 1 Samoela 27:1 amin'ny teny manodidina.