2 Tantara 10:14 MG1865

14 ka niteny taminy araka ny hevitra nomen'ireo tovolahy hoe: Nampitondra zioga mavesatra anareo ny raiko, fa izaho kosa mainka hanampy izany; kotopia no namaizan'ny raiko anareo, fa maingoka fikapohana kosa hamaizako anareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 10

Jereo 2 Tantara 10:14 amin'ny teny manodidina.