2 Tantara 10:15 MG1865

15 Ka dia tsy nihaino ny olona ny mpanjaka, fa avy tamin'Andriamanitra izany zavatra izany hahatanteraka ny teniny izay nampilazainy an'i Ahia Silonita tamin'i Jeroboama,zanak'i Nebata.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 10

Jereo 2 Tantara 10:15 amin'ny teny manodidina.