2 Tantara 10:2 MG1865

2 Koa raha nandre izany Jeroboama, zanak'i Nebata, izay efa nandositra nankany Egypta niala teo anatrehan'i Solomona mpanjaka, dia niverina avy tany Egypta izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 10

Jereo 2 Tantara 10:2 amin'ny teny manodidina.