2 Tantara 10:3 MG1865

3 Ary naniraka naka azy ny olona. Dia tonga Jeroboama sy ny Isiraely rehetra ka niteny tamin-dRehoboama hoe:

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 10

Jereo 2 Tantara 10:3 amin'ny teny manodidina.