2 Tantara 13:20 MG1865

20 Ary Jeroboama tsy naharina intsony tamin'ny andron'i Abia; ary Jehovah namely azy, ka dia maty izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 13

Jereo 2 Tantara 13:20 amin'ny teny manodidina.