2 Tantara 13:21 MG1865

21 Ary Abia nitombo hery, ary nanam-bady efatra ambin'ny folo izy ka niteraka lahy roa amby roa-polo sy vavy enina ambin'ny folo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 13

Jereo 2 Tantara 13:21 amin'ny teny manodidina.