2 Tantara 16:1 MG1865

1 Tamin'ny taona fahenina amby telo-polo nanjakan'i Asa dia niakatra Basa, mpanjakan'ny Isiraely, hamely ny Joda, ka nanamboatra an'i Rama izy mba tsy hisy hahazo hivoaka na hiditra ho an'i Asa, mpanjakan'ny Joda.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 16

Jereo 2 Tantara 16:1 amin'ny teny manodidina.