12 Tamin'ny taona fahasivy amby telo-polo nanjakan'i Asa dia narary tamin'ny tongony izy, ka nihamafy indrindra ny aretiny; nefa na dia narary aza izy, dia tsy nitady an'i Jehovah, fa ny mpanao fanafody ihany.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 16
Jereo 2 Tantara 16:12 amin'ny teny manodidina.