2 Tantara 16:13 MG1865

13 Ary Asa lasa nodi-mandry any amin'ny razany; maty izy tamin'ny taona fahiraika amby efa-polo nanjakany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 16

Jereo 2 Tantara 16:13 amin'ny teny manodidina.