2 Tantara 16:4 MG1865

4 Ary Beni-hadada nanaiky ny tenin'i Asa mpanjaka ka naniraka ireo komandin'ny miaramilany hamely ny tanànan'ny Isiraely; dia nandrava an'Iona sy Dana sy Abela-maima ary ny trano fitehirizana rehetra izay teny amin'ny tanànan'ny Naftaly izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 16

Jereo 2 Tantara 16:4 amin'ny teny manodidina.